Entrée | 1 fahafahana |
Radical | 2 afaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony [1.1] |
Explications en anglais |
5 freedom, liberty [1.7] |
Explications en français |
6 Liberté [1.3, 1.8] 7 affranchissement [1.8] |
Exemples |
8 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny.
[2.471]
9 Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 12 fitadiavam-pahafahana an' eritreritra |
Article | 13 Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |