|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dia
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Atao anelanelan' ny teny miverina indroa mba ho fanamafisan-kevitra: Soa dia soa
4 Mitovy amin' ny sy na ary: Nitsangana izy dia niteny
5 Kian-teny fampiasa: a) Mba hampitohy fehezan-kevitra roa raha lasa aloha ilay fehezan-kevitra miankina: Nony tonga izy dia niteny hoe.., b) mba hampitohy indraindray ny teny enti-milaza amin' ny teny lazaina: Rakoto dia mpianatra mazoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 probably the same as dia: step, and used originally to indicate the next step in the narrative, etc. and, and so, then, even, in the next place. It is used to complete phrases, as: Ary nataoko, dia vita izy (And I did it, and so it was completed)
7 It is often preceded by ka, as: Natsoinao aho, ka dia tonga (You called, me and so I have come)
8 It is often a mere elegancy of speech. It is also used between two words, making them emphatic, as: Tsara dia tsara, very good; nataoko dia nataoko (I did it again and again, or, I really did it [1.2]
9 of sentence inversion
10 in a series of verbs; also used for emphasis, as: tsara dia tsara: very good [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qui marque l'inversion de la proposition;
12 d'une série de verbes ; sert aussi à renforcer le sens, ex. : tsara dia tsara: très bon [1.8]
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)14  dia
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza: Olona mivelona any anaty ala na any an' efitra ka tsy mahalala ny fomban' ny olona mandroso: Mbola misy olona dia, hono, amin' itỳ faritany itỳ
17 Biby na zavamaniry tsy ompiana na ambolena fa velona na maniriniry ho azy fotsiny eny: Mahafinaritra ahy itỳ voninkazo dia itỳ ~ Tonga dia ilay sakanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 wild, roving, savage [Provincial] [1.2]
19 wild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 sauvage [1.8]
Tsipelina hafa  21 dy
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)23  dia
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 lalana naleha [Taisaka] [1.78]
26 Ny halavan' ny felatongotra: Lava dia ny lehilahy noho ny vehivavy
27 Halavan-drefy miantomboka amin' ny voditongotra ka miafara ery amin' ny loharantsana (irain-jehy sy voatondro roa na ampahatelon' ny metatra eo ho eo): Telo dia ny halavan' itỳ hazo fisaka itỳ
28 Fandeha ataon' ny olona na ny biby amin' ny fampifandimbiasana ny tongotra roa mifanongontsongona hatrany: Hafaingano ny dianao fa diso fotoana isika
29 Fandehahana, fivahiniana: Dia lavitra izay nataonay androany izay
30 Soritra navelan-javanandalo: Misy diam-pihogo ny volony
31 Andiana, antokon' olona na biby miaramandeha: Nozaraina natao telo diany miaramila [1.1]
32 famindra, andiany: dia raika [Sihanaka] [1.78]
33 lafatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  34 a step; a journey [1.2, 1.7]
35 a footstep, a mark. [Probably connected with Swa. njia, or ndia, a path, a road] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 voyage [Taisaka] [1.82]
37 La longueur d' un pied [2.415]
38 un pas; voyage [1.8]
39 trace, empreinte [1.13]
Haiendriteny 
40  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  50  Fikambanana 76 amin' io teny io
Ohabolana  51  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  52 Adì, 53 ady, 54 day, dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08