|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandiavana |
| Fototeny | 2dia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de mesurer, de parcourir la pierre placée au seuil des portes [1.3] |
| Fivaditsoratra | 6 fanadivana, 7 fandaviana, 8 fandiavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|