|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 debaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fitanam-barotra, antoka
[Taimoro]
[1.78] 4 Zavatra atao antoka apetraka amin' ny tompon-trosa [Tsimihety] [1.1] 5 antoka [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a pledge, a hostage, an assurance, a security. See antoka, tanana, fampitanana, tory
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 debaka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Agelaea pentagyna (Lam.) Baill. (Connaraceae) ; arbuste flexueux, encore appelé vahimainty.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 bakeda, 14 dakabe, debaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|