|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  bebe
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 (Enti-milaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 assez considérable, assez nombreux, up peu plus [1.3#73]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how bebe

Teny iditra (2/3) 7  bebe
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 [Sihanaka] renibe [1.78]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  11 bibe

Teny iditra (3/3) 12  bébé    
Sokajin-teny  13  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  14 zazakely [1.9.mg#33, 1.66]
15 zaza vao teraka [1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2026/06/01