|
|
|
|

Teny iditra1  zazakely
Singan-teny  2 zaza, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1]
Ohatra  6  Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270#]
7  Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424#]
8  Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11