|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  -bala
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vala

Teny iditra (2/5)3  bala
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a bullet [1.2, 1.7]
7 a ball [1.2]
8 a cartridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 balle [1.3, 1.8]
10 boulet [1.3]
11 obus ; cartouche [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  16  Miaramila
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)18  bala
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20 poles, etc., used in carrying heavy burdens [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5)26  ba
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [Fitanisana]

Teny iditra (5/5)28  Bala
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  30 Baal [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  31 Baala [2.996]
Voambolana  32  Soratra Masina
Tovy hevitra  33 baala, baala, baala
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34 Toko sy andininy momba Bala

Fivaditsoratra  Bala, balà, bala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21