|
|
|
|

Teny iditra1  binala
Fototeny  2 bala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voabala, balana, asiana bala: Nobinalan' ny fahavalo ny sandriny [1.1#151]
Fanazavàna teny frantsay  5 tiré à balle ( voabala )
6 figuré: empoisonné [1.3#72]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voabala

Fivaditsoratra  11 Bilana, 12 binala, 13 Libàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12