|
|
|
|

Teny iditra1  badabada
Fototeny  2 bada
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanombohana miteny voalohany
5 Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Incohérence, embrouillamini [1.3]
Ohatra  8  Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  badabada, 14 dabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19