|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bada
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy miteraka [Tambahoaka] [1.78]
4 tsentsina, mihidy [Betsimisaraka] [1.78]
5 tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [Sihanaka] [1.78]
6 Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany
7 Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1]
8 toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [1.3]
11 stérile [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18  bada
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 fandrarana, fisakanana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  21 empêchement, défense [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  22 Abdà, bada, 23 daba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17