|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibadabada
Fototeny  2 badabada
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mipentsompentsona, mivatsavatsa [Tambahoaka] [1.78]
5 Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona
6 Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Parler avec incohérence, confusément [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mibadabadà
Fototeny  14 badabada
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibadabadà, mibadabada, 16 midabadaba, midabadabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21