Entrée aretina tsy mampandry fangady (aretina, andry, hady)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [Rajemisa 1985]
Explications en français maladie qui cause une grande mortalité [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]

Mis à jour le 2022/01/28