|
|
|
|

Teny iditra1  antsipiriany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika:
4 Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 in all its details [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 en détail [1.8]
Ohatra  7  Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [2.558]
8  Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [2.503#29]
9  Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. [2.996]
10  Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. [2.895]
11  amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. [2.285]
12  Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. [2.59]
Tsipelina hafa  13 an-tsipiriany
Kamban-teny rehetra  14 refy antsipiriany
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17