|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankaratsiana
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89]
Ohatra  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Tohi-kevitra  6 ankasoavana
Kamban-teny rehetra  7 ankasoavana sy ankaratsiana

Teny iditra (2/2)8  an-karatsiana
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89]
Fanazavàna teny anglisy  11 in evil days [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 dans l'épreuve [1.3#613]
13 dans le malheur [1.8]
Ohatra  14  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Tohi-kevitra  15 an-kasoavana
Kamban-teny rehetra  16 manary ankaratsiana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ankaratsiana, an-karatsiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21