|
|
|
|

Teny iditra1  angoa
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 sao, fandrao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 de crainte que [1.3]
Ohatra  5  Aza mihinana ireo voankazo manta ireo angoa marary eo ianao [1.1]
Tovy hevitra  6 andrao, fandrao, sangoa, sao

Fivaditsoratra  7 agano, 8 agona, 9 angao, angoa, 10 aonga, 11 gaona, 12 goana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12