|
|
|
|

Entrée (1/2)1  angely
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Bibikely tokony 3 sm ny halavan' ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin' ny alina. Misy mivelona ao an-trano ny angely, izay atao hoe angelinkary, ary misy mivelona eny an-tsaha. Ny angelivavy dia atao hoe kabatita na kabanty; ny feon' ny angely andavanandro dia atao hoe fikiririoka fa fivolana kosa rehefa hiady izy. Rehefa miady iny ny angely ka misy iray ho resy, dia mamoaka feo hafahafa izay ilay io, ka izany no atao hoe mamela volana. Bibikely fatra-piady ny angely ka ny mampirisika azy ireny hiady no atao hoe mikitra angely [1.1]
Explications en anglais  4  the name of a species of cricket. Also called antsoindahy. The children are much given to catching these insects and making them fight. [1.2]
5  a cricket [1.7]
Explications en français  6  grillon [1.8]
Tous les mots composés  7  5 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Synonymes  9  antsiona
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)11  angely
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Olona ratsy fitondran-tena, izay atao hoe angelin' olona [1.1]
Explications en français  14  libertin, débauché [1.3]
Dérivés 
Adjectifs :
Analogues  16  angelingely, akanga, angatra, karandahy, mpiliba, mpanaram-po

Anagrammes  17 angely, 18 angile, 19 angley

Mis à jour le 2025/10/08