Entrée angamerana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937 page A.243] karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy.
  [Rajemisa 1985] Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules
Exemples  [Dahle: Angano, page 38] Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany

Entrée angamerana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana)
Explications en français  [Boiteau 1997] [Merina] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana.
Vocabulaire 
Nom scientifique Brachylaena merana
Synonymes merana

Mis à jour le 2020/07/31