Entrée | 1 angady be lela |
Mots élémentaires | 2 angady, 3 be, 4 lela |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 angady lehibe ny lelany fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1] |
Autres orthographes | 7 fangadybelela |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |