|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 andro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro
[1.78] 4 Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay 5 Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava 6 Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo 7 Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy 8 Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina 9 Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro 10 Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina 11 Fotoana: Vary andro foana eto aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.]
[1.2] 13 a day; an epoch or period 14 a great day [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 jour, temps
[1.8, 1.5#65] 16 époque [1.5#65] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Fotoana |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 188 misy ny teny how andro |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 29 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 30 andro |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 action de se baigner, bain
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 42 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how andro |
| Teny iditra (3/3) | 43 andro |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
45 [Antesaka] habokana
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 [Antesaka] lèpre
[1.82] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 48 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | andro, 49 droña, 50 ndrao, 51 ondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|