Entrée |
andriana
(andry)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Explications en malgache | ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
|
Explications en français | Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3]
|
Morphologie |
andriana
andriako
andrianao
andriany
andriantsika
andrianay
andrianareo
andrian'
andrian-
andriam-
andria-
| |
nandriana
nandriako
nandrianao
nandriany
nandriantsika
nandrianay
nandrianareo
nandrian'
nandrian-
nandriam-
nandria-
| |
handriana
handriako
handrianao
handriany
handriantsika
handrianay
handrianareo
handrian'
handrian-
handriam-
handria-
| |
andrio | |
|
Dérivés |
Proverbes |
|
Entrée |
andriana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
|
| saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy
fihariana [1.13]
|
Explications en anglais | the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
|
| a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
|
Explications en français | noble [1.3, 1.8, 1.13]
|
| seigneur [1.3, 1.13]
|
| souverain [1.3]
|
| roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Titres |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
Articles |
|
Entrée |
an-driana
(any, riana)
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
Exemples | Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa
[2.558]
|
Proverbes |
|