|
|
|
|

Teny iditra1  fiandrianana
Fototeny  2 andriana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 royalty, kingship, sovereignty. [1.2]
6 the dignity of royalty
7 kingship, sovereignty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [1.8]
Ohatra  9  Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao. [2.649#]
10  Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III. [2.59#]
Kamban-teny rehetra  11 mari-piandrianana

Fivaditsoratra  12 anandrifiana, fiandrianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17