Entrée | 1 anakandriamaso |
Mots élémentaires | 2 anaka, 3 andriana, 4 maso |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso [Betsimisaraka]
[1.78] 7 Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana. [1.1] |
Explications en anglais |
8 [maso, the eye.] The pupil of the eye. [1.2] |
Explications en français |
9 la pupille de l'oeil [1.3#35] |
Exemples |
10 ary hotandremanay toy ny anakandriamaso
[2.588#]
11 ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#] 12 Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#] |
Vocabulaire | 13 Biologie |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |