|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/10) | 1 ana- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe anaka |
| Teny iditra (2/10) | 3 ana- |
| Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe anana |
| Teny iditra (3/10) | 5 ana |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na
8 nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid
[1.3#34] |
| Kamban-teny rehetra | 11 sokina ana |
| Teny iditra (4/10) | 12 ana |
| Sokajin-teny | 13 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là)
[1.3#35] 16 Idée de possession [Vezo] [1.68] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/10) | 19 ana |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 vary
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: ahitra |
| Teny iditra (6/10) | 23 ana |
| Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 miantsoroka
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 26 miana |
| Teny iditra (7/10) | 27 anà |
| Sokajin-teny | 28 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 anao
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
30 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (8/10) | 31 ~ana |
| Sokajin-teny | 32 tovana [Fitanisana] |
| Teny iditra (9/10) | 33 a~na |
| Sokajin-teny | 34 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Teny iditra (10/10) | 35 Anà |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37 Anah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 Ana
[2.996] |
| Voambolana | 39 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 40 Toko sy andininy momba Anà |
| Fivaditsoratra | ana, Anà, ~ana, anà, a~na |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|