Entrée ampondra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [Rakotosaona 1975]
 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a mule. [Swa. punda, an ass.] [Richardson 1885]
 a donkey [Hallanger 1973]
Définition française ane [Rajemisa: Vakoka]
 âne, bourrique [Hallanger 1974]
  [Sakalava-Mayotte] âne [Andilidine: Lexique (takila A)]
Vocabulaire 
Analogues  ampondra dia
Exemples 
1Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
3Efa voaomana ny kitay sady efa napetraka ho entin' ny ampondra iray. [White: Patriarka]
Articles 

Entrée ampondra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] vilia [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31