|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vilia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a plate, a dish; cf. lovia
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 plat, assiette
[1.8] |
| Ohatra |
6 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470]
|
| Voambolana | 7 Toe-karena: ao an-trano |
| Tsipelina hafa | 8 lovia |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 avily, vilia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|