|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alaotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 the sea. [Mal. lant; Ar. al-latat, the sea.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom donné à la mer
[1.3#22] 5 haute mer. [Tankarana] [1.19] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 Alaotra |
| Singan-teny | 9 alaotra |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 the name of a lake in the Antsihanaka province
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 nom d'un lac dans la province d'Antsihanaka
[1.3#22] |
| Ohatra |
13 Tany ampita atsinanan' Alaotra aloha no nalehany.
[2.472]
14 Moa tsy toy ny tahon' afokasoka atsipy ao anatin' Alaotra ampangotrahin' ny vilany goavambe ny lakankelinay? [2.471] 15 Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs |
| Voambolana | 16 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | Alaotra, alaotra, 17 aloatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|