Entrée |
akoralava
|
Mots élémentaires | akora ; lava |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
|
Explications en anglais | [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
|
| Prolonged or continuous shouting; [1.7]
|
Explications en français | Acclamations sans fin [1.8]
|
Exemples |
1 | Akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray!
[2.587]
|
2 | Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava.
[2.508]
|
3 | Akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy.
[2.643]
|
|
Autres orthographes |
Proverbes |
|