Entrée | 1 akondro vidin' anoka |
Mots élémentaires | 2 akondro, vidy, anoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") |
Explications en anglais |
5 [1.2][akondrovidinanoka] The sale of one article to get money to purchase another |
Mis à jour le 2023/10/28 |