|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 anoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3teny enti-milaza fahiny ny ronono.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4perfect contentment in sucking and drinking; used primarily of children or the young of animals at the breast..
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 5akondro vidin' anoka |
| Teny iditra (2/2) | 6 anoka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8zanak' alika dongadonga.
[2.558] |
| Voambolana | 9 Haibiby: mampinono |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 ankao, 12 anoka, 13 kanao, 14 kanoa, 15 kaona, 16 koana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|