Entrée |
ahi-maitso
(ahitra, maitso)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | [ ahimaitso ] Green grass [Richardson 1885]
|
Explications en français | herbe verte, fourrage vert [Abinal 1888]
|
| verdure, gazon, pelouse [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Exemples | nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [Andriamalala: Zazavavindrano]
|
|