Entrée adalo be ranomaso
Mots élémentaires adalo ; be ; ranomaso
Partie du discours locution
Explications en malgache Anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava [1.1]
Explications en français Le destin des pleurs [1.3]

Mis à jour le 2023/01/01