Entrée mahitsy (hitsy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
¶ Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
¶ Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ
Explications en anglais  [Hallanger 1973] straight, correct
Explications en français  [Abinal 1888 page 253] droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct)
  [Hallanger 1974] droit, correct
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Ndema: Antakay, page 119] Satria, mahitsy ka mety hanafintohina.
2 [Andriamalala: Zazavavindrano] Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot mahitsy (3): Andranomahitsy, Ankilimahitsy, Mahitsy

Entrée Mahitsy (mahitsy, hitsy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -23.1666667, 47.4166667
-18.8, 47.1666667
-18.7333333, 47.3333333
Toponymie mahitsy, hitsy

Mis à jour le 2022/01/16