Index

Proverbes : soamalondona

Proverbe 1Avoko no nasaina nohaniny ka soamalandona no nataony be am-bava. [2.558 #358]
Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava. [1.1]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am-bavany. [2.165]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soihalondona no nataony be am-bava. [2.653 #329]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony. [1.1]
Traduction françaiseOn lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre. [2.165]
Interprétation françaiseL' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [2.165]

Index