Mots composés (17) |
1 arahaba ho arivo tratran' ny taona 2 arahaba ho arivo tratry ny taona 3 arahaba nahazo ny rariny 4 arahaba nahazo tokantrano 5 arahaba nahazo voninahitra 6 arahaba nieran' ny loza amin' antambo |
7 arahaba nomen' andriamanitra ny fara 8 arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny 9 arahaba ririnina ê 10 arahaba sitrana soa aman-tsara 11 arahaba sitran' ny teritery nanjò 12 arahaba tonga soa |
13 arahaba tonga soa aman-tsara 14 arahaba tratran' ny taona 15 arahaba tratry ny taona 16 arahaba tsy maty fo aman-aina 17 arahaba tsy nanao takalo kely |
![]() |