|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba sitran' ny teritery nanjò
Singan-teny  2 arahaba, 3 sitrana, 4 teritery, 5 man
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha narary ka sitrana soa aman-tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12