|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjò |
| Fototeny | 2 zo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
5 enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: 6 mana-manjo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to befall, to happen to someone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 frapper (se dit d'un malheur)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 manjo |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 mikendry
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manjo, manjò, 17 monja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|