Entrée arahaba ririnina ê (arahaba, ririnina, e)
Partie du discours locution
Définition malgache teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê! [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31