|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 E ~ e
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna.
[1.3] |
| Mpanahaka | 6 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/7) | 9 e |
| Sokajin-teny | 10 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana: E! ry razana ato ambany rangolahy! Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra: Ketaka e!
12 Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao! [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Ô! eh! eh bien! vraiment!
14 1. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu. 15 2. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non. 16 3. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars. 17 4. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain! 18 5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment. [1.3] 19 particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives [Taisaka] [1.82] 20 exclamation d'étonnement; interjection d'appel [Taisaka] [1.82] 21 Hé! Hein! 22 1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant à un enfant). Ikoto e! Ohé! Koto! (cf. a, ô). 23 2. Interjection de renforcement. Veloma tompoko. Amin'ny manaraka indray indray e! Au revoir Monsieur. À la prochaine! Ireto ve adala e! Eh! vous êtes fou! [1.5] 24 1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un; employé dans les invocations). Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné". Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva". [Tanala] 25 2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère". 26 3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai! [1.6] |
| Ohatra |
27 Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é!
[2.587#107]
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/7) | 29 e |
| Sokajin-teny | 30 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 eny
[Taisaka, Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 oui
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (4/7) | 33 e |
| Sokajin-teny | 34 mpanoritra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 ny: Indro e volanao
[Bara]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 36 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/7) | 37 e |
| Sokajin-teny | 38 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 any: Mitoboky e Sale
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro)
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (6/7) | 41 e
![]() |
| Sokajin-teny | 42 mpampitohy [Fitanisana] |
| Teny iditra (7/7) | 43 e
![]() |
| Sokajin-teny | 44 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 Euler number
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 nombre d'Euler; constante de Néper
[3.1] |
| Voambolana | 47 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 48 e toraka x |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|