<-
->

Nom / Fan 26:41 These are the sons of Benjamin after their families: and they that were numbered of them were forty and five thousand and six hundred. Ireo no taranak' i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina. Ireo no zanak' i Benjamina, araka ny fokony avy, ary enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina, ny voaisa amin' izy ireo. Tels étaient les fils de Benjamin, par clans. Ils comprenaient quarante-cinq mille six cents recensés.