<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 20:2 | Then |
dia namely an' i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin' ny boloky hazo izay teo am-bavahadin' i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan' ny tranon' i Jehovah. | Ary nikapoka an' i Jeremia mpaminany Fasora, nampamatotra azy amin' ny boloky hazo, tao amin' ny vavahady Avon' i Benjamina izay ao aminny tranon' ny Tompo. |