<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:20 | And it came between the camp of the |
ka tonga teo anelanelan' ny tobin' ny Egyptiana sy ny tobin' ny Isiraely: dia teo ihany ny rahona sy ny fahamaizinana, nefa nampahazava ny alina kosa, ka dia tsy nifanatona izy roa tonta mandritra ny alina. | Dia nankeo anelanelan' ny tobin' ny Ejipsiana sy ny tobin' ny zanak' Israely izy; maizina ny ilan' io rahona io; ary ny ilany manazava ny alina, ka tsy nifanatona ny toby roa nandritra ny alina. | Elle vint entre le camp des |