<-
->

2Tt / 2Tan 35:5 And stand in the holy place according to the divisions of the families of the fathers of your brethren the people, and after the division of the families of the Levites. Ary mitsangàna eo amin' ny fitoerana masina araka ny fizaran' ny fianakavian' ny rahalahinareo amin' ny vahoaka sy araka ny fizaran' ny fianakavian' ny Levita. Samia ho eo amin' ny fitoerana masina, araka ny fizaram-pianakavian' ny rahalahinareo, dia ny zanaky ny vahoaka izany, isam-pizarana dia asiana antokon' ny fianakavian' ny Levita iray. Tenez-vous dans le sanctuaire, à la disposition des fractions des familles, à la disposition de vos frères laïcs; les lévites auront une part dans la famille.