<-
->

2Tt / 2Tan 22:6 And he returned to be healed in Jezreel because of the wounds which were given him at Ramah, when he fought with Hazael king of Syria. And Azariah the son of Jehoram king of Judah went down to see Jehoram the son of Ahab at Jezreel, because he was sick. Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin' ny feriny tamin' ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Azaria, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina mba hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy. Dia niverina tao Jezrahela Jorama hotsaboina amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy tao Ramà, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ary Azariasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, nidina tany Jezrahela hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba fa narary izy. il revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot en combattant Hazaèl, roi d' Aram. Ochozias, fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel, pour visiter Joram, fils d' Achab, parce qu' il était souffrant.