<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 13:1 | And, behold, there came a man of |
Ary, indro, nisy lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda tonga tany Betela noho ny tenin' i Jehovah, raha mbola nitsangana teo anilan' ny alitara handoro ditin-kazo manitra Jeroboama. | Raha mbola nitoetra teo amin' ny otely handoro ny sorona Jeroboama, dia indro nisy olon' Andriamanitra avy any Jodà, tonga tany Betela, noho ny tenin' ny Tompo. | Sur l' ordre de |