Entrée trozona
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1]
 Biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13]
Explications en anglais A whale [1.7]
Explications en français Baleine [1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 
Articles 

Mis à jour le 2023/08/11