Entrée |
sokajy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
|
Explications en anglais | A squad ; a division, a department [1.7]
|
Explications en français | Escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
|
| Escouade; division, département [1.8]
|
| Classe, catégorie, section, groupe, ord [...] [texte complet dans 1.5]
|
Exemples |
1 | Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny
[2.442]
|
2 | Niala ny sokajin-dRanary, dia niditra ny sokajy hafa
[2.270]
|
3 | Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany
[2.472]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Origine | Anglais: squad.
|
|