|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1 haraka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mangetaheta. [Bara] [1.78]
4sasatra. [Bezanozano] [1.78]
5Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé.
8qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain). [1.3]
9épuisé, qui a peiné.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/8)11 haraka
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/8)14 haraka
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16lakana fitondra an-dranomasina. [Taisaka] [1.78]
17Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18pirogues de mer. [Taisaka] [1.82]
Voambolana  19 Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (4/8)20 haraka
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23the heddles of a loom. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24lisses du métier.
25action de lier les pierres sur les traineaux. [1.3]
26les lisses d'un métier. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  36 Taozava-baventy
Kamban-teny rehetra  37Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/8)38 haraka
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny malagasy  40Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41extorsion, exaction. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (6/8)46 haràka
Sokajin-teny  47 anarana
Fanazavàna teny malagasy  48taolan-tena iray manontolo. [Taisaka] [1.78]
49taolambalo. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  50squelette. [Taisaka] [1.82, 1.78]
Voambolana  51 Haiaina

Teny iditra (7/8)52 haraka
Sokajin-teny  53 anarana
Fanazavàna teny frantsay  54(pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible).
55Ce sont surtout suivant les régions :.
56-- Asteropeia amblyocarpa var.
57matrambody
Capuron (Asteropeiaceae) ;
-- Cordyla haraka Capuron et
-- Xanthocercis madagascariensis Baill.
58(Fabaceae).
59
-- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill.
60(Salicaceae).. [Betsimisaraka]
61Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  62 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)63 haraka
Sokajin-teny  64 anarana
Fanazavàna teny frantsay  65(du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil.. [Merina] [1.196]
Voambolana  66 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  67 haraka, haràka, 68 karaha, 69 rahaka, 70 rakaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03