|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 foka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Adala, tsy misy saina, ketrina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a simpleton
5 insane, mad [1.2] 6 an idiot, an utter fool [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 imbécile
[1.3, 1.8] 8 qui a perdu la tête, tête légère, idiot [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17 fokafoka |
| Teny iditra (2/4) | 18 foka |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 root of voafoka, fohina, mifoka, fifohana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 33 foka |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 ce qui reste intact d'un bois brûlé
[1.3#181] 37 Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 38 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 39 vody foka |
| Teny iditra (4/4) | 40 foka |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[fôka]
42 biby
[Bezanozano]
[1.78] 43 maingoka [Sihanaka] [1.78] 44 Karazan-kala (Phrynarachne foka) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 a very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 araignée. Phrynarachne foka, Vins.
[1.3] |
| Voambolana | 47 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 49 fako, 50 foka, 51 kafo, 52 kofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|