Entrée | fifohana (foka) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky ¶ Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara ¶ Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [Rajemisa 1985] | |
Définition française | absorption [SLP 1986] | |
2012/11/17 |
![]() |