|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fingotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely na vozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy
4 (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the part of the leg immediately above the ankle. Compare fingana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 partie de la cheville. [Tankarana] [1.19]
7 nom de la partie resserrée des membres ; des tarses chez les insectes [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Haiaina
Kamban-teny rehetra  18 fingomoka

Teny iditra (2/3)19  fingotra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro toy ny kodiaran' ny fiarakodia, bisikilety... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a climbing plant from which india rubber is obtained; india rubber. Same as fingitra [Provincial] [1.2]
23 rubber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 caoutchouc [1.8]
25 Vient de fingitra.
26 Nom du caoutchouc lui-même et des végétaux qui le produisent.
27 Outre les espèces autochtones dont nous citons les noms malgaches et scientifiques, ont été plus ou moins cultivés à Madagascar :
28 Hevea brasiliensis (Willd. ex A. Juss.) Müll. Arg. (Euphorbiaceae) appelé en malgache
29 hazom-pingotra, c'est-à-dire « arbre à caoutchouc » et Manihot glaziovii Müll. Arg. (Euphorbiaceae) ou
30 mangahazompingotra [Tankarana, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 4 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)35  fingotra
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [1.1]
Voambolana  38  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13